| Vanim-potoana faharoa | Santionam-pejy | ![]() |
NY NANJAKAN-DRADAMA I (1810-1828)
| Ireo pejy miloko manga no santionam-pejy napetraka ato Jereo 1071 | |
NY NISEHOAN'I LAIDAMA REHEFA NIALA SAONA. | |
| I. Tantara fohifohy filazan'ny nanjakan-dRadama | 1062 |
| II. Ny nisehoan'i Laidama teo Antananarivo sy tany Ambohimanga;ary farany teto Antananarivo no nitoetra | 1064 |
NY TAFIKA VOALOHANY SY NY FAHAROA NATAON'I LAIDAMAVAO MANJAKA, TAO AMBATOMANGA SY TAO AMBOSITRA. | |
| I. Mankany Ambohimanga Laidamamanjaka | 1067 |
| II. Ambositra | -- |
MANKANY MENABE LAIDAMA, HAMORY NY FARIBAVAN' ANDRIANAMPOINIMERINA; INTELO KA TSY VITA | 1068 |
MANKANY VOHIBATO ATSIMONY MATSIATRA LAIDAMA; NY TAO HIARANANY SY IFANDANANA; NY AMIN'I RAONIMANALINA | 1071 |
MIAKATRA NY VAZAHA HAMPIANATRA; MANAO MIARAMILA LAIDAMA; ORIMBATO TEO SAHAFA | |
| I. Ny vazaha niakatra tamin'ny nanjakany Laidama | 1074 |
| II. Manao miaramila Laidama: orimbato teo Sahafa | 1075 |
| III. Kabarin'ny vehivavy eo Ambatoroka, fa manao sanga ny miaramila | 1078 |
| IV. Kabary eo Andohalo nony vita ny miaramila | 1080 |
| V. Ny amin'ny Hastie | 1081 |
MANKANY MIDONGY SY BONDRONY LAIDAMA, VAO MAHAZO AN-DRASALIMO | |
| I. Mankany Midongy sy Bondròny | 1083 |
| II. Vadin-dRadama | 1086 |
MANKANY TOAMASINA INDRAY LAIDAMA, 1823; KABARY AMBADIKY MANAREZA; DIA MIONDRANA AN-TSAMBO (englisy) NANKANY HIARAMBAZAHA, DIA NANKANY ANSOSIMBOAHANGY ANY AN-TSIHANAKA. | |
| I. Mankany Toamasina Laidama sy Brady; manao kabary hoe am-badikyManareza; vakiny Manareza natao teny vita, natao tsymanam-pihetsehana | 1087 |
| II. Miondrana an-tsambo (englisy) hankany Hiarambazaha Laidama;dia nankany Anosimboahangy sy Ambatondrazaka any an-tSihanaka, dia nody tatyMerina | 1089 |
| III. Tantaran-dRamahery namponeniny aoMananjara | 1090 |
MANKANY MOJANGA LAIDAMA, DIA MANAIKY ANDRIANTSOLIVOLA, ARY RAMANETAKA NAMPONENINA TAO; NAPETRANY HIPETRAKA LAIDAMA TSY HITONDRA TAFIKA INTSONY (1824-1825) | |
| I. Mankany Mojangà Laidama, dia manaiky Andriantsoly | 1092 |
| II Ary nony tonga avy any Mojangà Laidama, dia tsy nanafikaintsony | 1094 |
MANKANY MANERINERINA HITSANGATSANGANA LAIDAMA (1825) ARY RAMANANOLONA NIRAHINA HANKANY FORT-DAUPHIN | 1095 |
| I. Niodina Mojanga; mandositra Andriantsolivola | 1097 |
| II. Radama any Toamasina | -- |
MANAO ANDRIAMBAVENTY HITSARA ANY AMBONY SY MAROSERANANA HONINA SY HITSARA ANY AMBANY LAIDAMA; DIDY NATAONY; FAHATEZERANA SASANY NATAONY. | |
| I. Manao Andriambaventy Laidama | 1098 |
| II. Manao Maroseranana honina sy hitsara any ambany Laidama | 1099 |
| III. Didy nataon'i Laidama | 1102 |
| IV. Fahatezerana sy fitsarana sasany nataon'i Laidama | 1105 |
MANAO ROVA SY TRANOVOLA LAIDAMA; DIA MANAO ANY SOANIERANA, SY MAMPIHADY AN'ANBOHIJANAHARY, ARY MANAO AMPARIHY; DIA MAHABE AN'ANTANANARIVO SY VOROMAHERY | |
| I. Manao Rova sy Tranovola eto Antananarivo | 1109 |
| II. Manao Soanierana Laidama, nesorina ny tsena zoma teo | 1110 |
| III. Mampihady an'Ambohijanahary; nisehoan'ny isan'arivo, isan-jato, iny | -- |
| IV. Ny aminy Cameron | 1113 |
| V. Mahabe an'Antananarivo, ary mahabe any Voromahery Laidama | 1114 |
ANATRA FARA-TENY NATAONY LAIDAMA; TEO MAHAZOARIVO NY SASANY(1828) | 1116 |
NY NIAMBOHON'I LAIDAMA (1828)Filaza voalohany | |
| I. Mankany Anosifito Laidama | 1120 |
| II. Marary Laidama; ny hafatra nataony: Mavo no andriana; tabataba nataony Tsiaribika sy Tsimijay | -- |
| III. Antsoina amin'ny ambanilanitra Mavo, natao Rabodonandrianampoinimerina ny anarany; ny zanak'andriana maty novonoina tamin'izany | 1122 |
| Filaza faharoa | |
| Filaza hafa. - Ny niambohoany Laidama, 18 asorotany 1828, alatsinainy | 1123 |
NY NANJAKAN-DRABODONANDRIANAMPOINIMERINA
(1828-1861)
NY TAONA VOALOHANY NANJAKANY | |
| I. Maty novonoin'ny sasany: Andrianamboasalamarazaka natao hotompon'ny farany; fomban'ny fisaonana | 1131 |
| II. Ny nahaterahan-dRakoton-dRadama | 1136 |
| III Ny nisehoan'andriana tamin'ny ambaniandro tao Andohalo;didim-panjakana hotandremana, 28 alahasaty 1828 | 1137 |
LEHILAHY MPITAIZA NY ANDRIANA | |
| I. Rainitsimindrana | 1146 |
| II. Andriamihaja lehiben'ny miaramila mitaiza andriana | 1147 |
| III. Ramarosata sy Ratsimandresy nitaiza andriana; dia Ravoninahitra sy Ratsimanisa, dia Rainijohary sy Rainimanonja; dia Rainiharo syRainijohary | 1150 |
| IV. Rainiharo sy Rainijohary efa mitaiza andriana: nitondra tafika izy roa lahy | -- |
FIHAVANANA AMIN'NY VAZAHA | |
| I. Kabary natao tao Antananarivo 11 alakaosy 1834, ny fihavananaamin'ny vazaha, ny varotra | 1156 |
| II. Ny vazaha noroahina hody any aminy (1835) | 1159 |
FITSANGATSANGANANA ATOAN'NY ANDRIANA | |
| I. Mankany Manerinerina ny andriana, 1845; ny namelezan'iRomain-Desfossés sy Kelly ny batery tao Toamasina | 1160 |
| II. Fitsangantsanganana samihafa nataon'ny andriana | 1167 |
HATRAMIN'NY 1849 KA HATRAMIN'NY 1860 | |
| I. Ny amin'ny mpivavaka, 1849, 22 asombola no namakian'ny andriana ny mpivavaka, fara-kabary | 1160 |
| II. Maty Rainiharo, 1862, février; premier ministre 20 taona maninjitra | 1168 |
| III. Ny nahatongavan'i Ellis sy Cameron nitondra ny taratasin'ny mpivarotra ao Morisy, ho an'ny Mpanjaka aty. Tsy navelan'ny andriana hiditra izy roa lahy | 1169 |
| IV. 1857, 18 juillet, nandehanany M. Laborde sy ny namany hiala ao Antananarivo | -- |
| V. Ny nanendren'ny andriana an-dRakotondradama ho dimbiny, Antananarivo 9 alahasaty 1860 | 1170 |
NY NIAMBOHOAN-DRABODONANDRIANAMPOINIMERINA | |
| 15 août 1861 | 1172 |
NY NANJAKAN-DRADAMA II (1861-1863)
| Ny fisaonana | 1176 |
| Ny namonoana an-dRadama | 1180 |
NY NANJAKAN-DRASOHERINA (1863-1868)
| Zavatra niseho tamin'ny vao nanjakan-dRasoherina | 1186 |
| Rainivohinanitriniony dia soloan-dRainilaiarivony zandriny (1864) | 1189 |
VOLA ALOA HO AN'NY KOMPANY FRANTSAY | |
| Kabary nataon-dRasoherina, nentin'ny manamboninahitra tao Andohalo | 1191 |
| Rasalimo nodimandry | 1192 |
FIKOMIANA | 1195 |
| I. Ny nakana am-bavany an-dRalaitrimo XV Vtra sy ny famaliana nataony | 1197 |
| II. Ny nakana am-bavany an-dRatsimihara XIV Vtra sy ny famaliana nataony | 1200 |
| III. Ny nampifanatrehany an-dRalaitrimo XV Vtra sy RatsimiharaXIV Vtra | 1202 |
| IV. Ny nakana am-bavany an-dRatsimizeva XII Vtra sy ny famaliana nataony | 1203 |
| V. Ny zavatra nitsoran'izy telo lahy tamin'izao nakana am-bavany azy izao | 1204 |
| VI. Fitsarana ny mpikomy | -- |
ALASORA - ANTANAMALAZA - AMBOHIPENO - TSINGIALA | 1209 |
| Mitety razana Andrianampoinimerina | -- |
| NY AMINY ANDRIANTELORAY | -- |
| 1° Andriantompokoindrindra, nisehoany ny soratra sy ny trano manara | 1211 |
| 2° Andrianamboninolona | 1212 |
| -- Niteny Zanakandriamitondra | -- |
| -- Ny aminy Andriamitondra | -- |
| -- Niteny Zanadrambavy | 1214 |
| 3° Andriandranando | -- |
| -- Niteny Andriamanangaona | -- |
| -- Niteny Imerinanjaka | 1215 |
| NY AMINY HAVANANDRIANA KOSA: | -- |
| 4° Zanadralambo ary Zanadralambo-amin-Andrianjaka | 1216 |
| -- Ambodifahitra natao iray fanompoana amin'ny Zanadralambo | -- |
| 5° Andriamasinavalona | 1217 |
| 6° Zazamarolahy | -- |
| INDEX de certains mots et expressions du texte du P. Callet ne se trouvant pas dans le Dictionnaire Malgache-Français des RR. PP. Abinal et Malzac | 1219 |
| Vanim-potoana faharoa | Santionam-pejy fahatelo | ![]() |