| Vanim-potoana voalohany | Vanim-potoana fahatelo | ![]() |
NY NANJAKAN'IZY 4 DAHY ZANAK'ANDRIAMASINAVALONA SY IZY 4 DAHY ZAFINY &
AMBARA-PAHAVIN'ANDRIANAMPOINIMERINA
| Ireo pejy miloko manga no santionam-pejy napetraka ato Jereo 854-935, 1008-1017 | |
| I. ANDRIANTSIMITOVIAMINANDRIANA TEO AMBOHIMANGA | 375 |
| Ny nahazoan'Andriamasinavalona an'Ambohimanga; ny amin'ny Andriamborona sy Ampanarifito | 376 |
| Ny zanak'Andriantsimitoviaminandriana | 378 |
| Filaza hafa kosa - zana-dRangorinimerina | 379 |
| Misondro-mandry Rakotomavo | 380 |
| Rasoherina any Namehana | 381 |
| Ambohimanga nanihin'Imerinatsimo, tsy afaka | 384 |
| Ambohitrabiby nanihin'Andriantsimitoviaminandriana, ka lasany ny fanjakana ao | -- |
| Andriantsimitoviaminandriana nisehoan'ny didin'ny tranomay | -- |
| Ny orim-bato ao Fidasiana itaingenan'andriana | -- |
| ao Manganihany, ao Antsahamasina | 385 |
| ao Ambatomasina fangalana rano masina | -- |
| Ny mively rano, milefon'omby misotro vokaka | 387 |
| Fomba fanao ny andriana miseho | 390 |
| II. ANDRIANJAKANAVALOMANDIMBY TEO ANTANANARIVO | |
| Tsy navela hiakatra ao Antananarivo i Merina 2toko | 394 |
| Andriambonimena eo Tanjombato | -- |
| Andrianamponimerina teraka mahery vintana | -- |
| Mosary be, dia miamboho ny andriana | 395 |
| III. ANDRIANTOMPONIMERINA TEO AMBOHIDRATRIMO | |
| Maty kendan' ny taolana | -- |
| Ny fatiny nakarina an'Antananarivo | -- |
| Trano manara iray nomen'Andriamasinavalona azy | -- |
| IV. ANDRIANAVALONIMERINA TEO AMBOHITRABIBY | |
| No fitahin'Andriantsimitoviaminandriana izy | 396 |
| Faminaniana natao n'Andriamampandry | -- |
TOKO IINY NANJAKAN'IZY 4 DAHY.
| I. ANDRIAMBELOMASINA TEO AMBOHIMANGA | |
| Ny naterany, 4 dahy sy vavy 6 | 399 |
| Ny nametrahany ny rahalahy ny sy ny anabavy ny | -- |
| Teraka Andrianampoinimerina mahery vintana | 400 |
| Tonga Sakalava hananika an'Ambohimanga | -- |
| Zanadahy naorina teo Miakadaza hiandry vavalalana | 401 |
| Ambohinanjakana niafana | -- |
| Ambohitraza nanihiny Sakalava, tsy afaka | -- |
| Ambatovory maneky ho an'Andriambelomasina | 402 |
| Miady Andriambelomasina sy Merinatsimo | 403 |
| Mosary be, vata famaram-bary natao didy | 404 |
| Manao fihavanana amy ny andriana sakalava any | |
| Menabe Andriambelomasina | -- |
| Ny nanokoan'Andriambelomasina an'Avaradrano | 405 |
| II. ANDRIAMPOINIMERINA TEO ANTANANARIVO | |
| Ny naterany, miady amin'Andriambelomasina | -- |
| Mosary be, miamboho izy, teny apetraka | -- |
| III. ANDRIAMANANIMERINA TEO AMBOHIDRATRIMO | |
| Ny naterany | 406 |
| Mitsio-drano andRamboasalama Ramorabe | -- |
| Mampaneky an'Antehiroka ho andRamboasalama Ramorabe | 407 |
| Ny nanokoan-dRamorabe any Marovatana | -- |
| Andriamamilaza sy Ramboasalama | -- |
| Zafinandriamamilaza | 409 |
| Tsio-drano, fomba fanao nentin-drazana | 411 |
| IV. NY AMY NY ANDRIANAVALONDAMBOZAFY | |
| Ny fahadimy ny Mandiavato nomeny azy | 418 |
| Soa natao ny izy 3 lahy zanany | -- |
TOKO IIINY NANJAKAN'IZY ZAFIAFY.
| I. ANDRIANA NIFANDIMBY TEO ANTANANARIVO | |
| Andrianavalonibemihisatra, naharesy an'Andriambato teoAmbohitraina | 420 |
| Andriambalohery zandriny 7 taona ratsy hoditra | -- |
| Andrianamboatsimarofy, zanak'anabavin'izy 2 lahy | -- |
| Ramaromanompo, nitondra tapany teo Fenoarivo | -- |
| II. ANDRIANA NIFANDIMBY TEO AMBOHIDRATRIMO | |
| Andriatomponimerina, ny zanany tsy mahandry farana | -- |
| Andriambelo, zanak'anabaviny | 421 |
| Rabelanonana, zandriny | -- |
| Ravorombato, anabavy n'Andriambelo | -- |
| Rabehety, nitondra tapany | -- |
| III. ANDRIANJAFY TEO AMBOHIMANGA NITONDRA TAPANY | |
| Fitaka natao ny hamonoany an-dRamboasalama | -- |
| Nandeha Ramboasalama niala teo Ambohimanga ka naveriny ny mpanandro sy izy 12 lahy | 422 |
| Kabary natao ny izy 12 teo Ambohimanga | 423 |
| Andriatsimitovizafinitrimo maty nazera | 424 |
| Filaza hafa kosa | 425 |
| Andrianjafy no roahin'Ambohimanga sy Andriankira noroahin'Amboatany | 427 |
| Maneky Ambohitrabiby | -- |
| Miady Andrianjafy sy Andrinampoinimerina | 428 |
| Andriantsilavo nanatona an'Andrianampoinimerina | -- |
| Faran'Andrianjafy, filaza samihafa | 429 |
| Fisehoan'Andrianampoinimerina | 432 |
| Teny napetrak'Andrianampoinimerina mandidy ny amy ny fiarenan'andriana vao nanjaka | 433 |
| Soa navaly n'Andrianampoinimerina ny 12 lahy nampanjaka azy | 434 |
| Razakabezafy napetraka tao Ambohimandrosohasina | 437 |
| Andrianavalontsimitovy napetraka teo Manànina | 438 |
| Manànina ipetrahany Manjakatsiroa nony tato aoriana | 441 |
| 1. Andrianjaka | 445 |
| 2.Andriantsitakatrandriana | -- |
| 3. Ny amy ny fora | -- |
| 4. Ny fomba ny fandroana | 450 |
| 5. Andrianarivo sampy | 455 |
| 6. Andriambelomasina | 462 |
| 7. Andrianjafy | -- |
| INDEX de certains mots et expression du texte du P. Callet ne setrouvant pas dans le Dictionnaire Malgache-Français des RR. PP. Abinal et Malzac | 463 |
1223-1237
NY NANJAKAN'ANDRIANAMPOINIMERINA LIVRE I.FIZARANA II
Ny namoriany an'Imerina 6 toko.NY TAONA 7 VOALOHANY NANJAKANY
| 1° Velirano nataon'izy 3 tonta tompon'nytany | 483 |
| Fanekena nataon'Andrianampoinimerina tamin'izy 7 lahy | 483 |
| 2° Manorim-bohitra hitāna ny vavatany avaratr'atsinanana,Zanakandrianato sy Zanakandriambe nanorenana | 485 |
| Ny nitiavan'Andrianampoinimerinaan' Janakandrianato | 487 |
| Nentindrazana fitondra ny Zanakandrianato | 489 |
| 3° Razakasihono ao Sambaina nahazotantara | 490 |
| 4° Mikomy Ambohidralambo anyMahatsinjo | 491 |
| Andriamaheritsialaintany napetrany teoAmboatany | 492 |
| Soa navalin' Andrianampoinimerina azy 2lahy | -- |
| Ny amin' ny Ambohidralambo | -- |
| Lokan'ady natao ny Avaradrano teo Amboatany | 493 |
| 5° Manorim-bohitra hitāna ny vavatany andrefana | -- |
| Imerimandroso, teny napetrany teo | 494 |
| Andrianamboamanjaka eo Imerimandroso | -- |
| Anosiarivo nametrahany an' Andriantomponavalona hitāna ny vavatany eo Ambodirano | 495 |
| Ambohidava nametrahany an'Andriamambavola | 492 |
| Teny napetrany tamin' ny voanjo monina miankandrefana rehetra,Morindrano atsinanana sy andrefana | 498 |
| 6° Manao 50 lahy sy 70 lahy, natao Tsindranolahy | 500 |
TOKO IIMIVADIKA NY VELIRANO, VITA ANTANANARIVO MANAIKY IMAMO ANDREFANA.
| I. NY NANALAN'ANDRIANAMPOINIMERINA AN'ANTANANARIVO | |
| Novan'Andrianamboatsimarofy ny nivelezan-drano, dia nipoaka nybasy | 505 |
| Ngahitsidiso manaiky an'Andrianampoinimerina | -- |
| Izy 40 lahy Andriandranando, any Soamanandrarina | 506 |
| Ninihina in-telo Antananarivo, vao izay nanānana tsy afaka intsony; no voanjoana, voanjo atao Voromahery | -- |
| Ankadimbahoaka sy Fiadānana sy Ambatorōka | 507 |
| Antanjombato sy Manisotra eo | 508 |
| Nomen'Andrianampoinimerina am-Boromahery ny tany aty Antananarivo | 509 |
| Nampitondrainy hetra any BetsimitatatraVoromahery | 510 |
| Anarantany ao Antananarivo: anatin'nyhady | 511 |
| Anaran-tany ao Antananarivo: ivelan'nyhady | 514 |
| II. NANAIKY IMAMO ANDREFANA. | |
| Ny naneken'Andriamary ho an'Andrianampoinimerina | 518 |
| Taty Ambohimanga Andriamary; Ambohitrondrana | -- |
| Teny napetrak'Andrianampoinimerina amy ny | 519 |
| Natao mienina ny vahoakan'Andriamary | 520 |
| Razan'Andriana any Imamo andrefana | 521 |
| III. NY AMIN'NY NENDRA, LAVIRA BE | |
| Fitsaboana ny marary ny nendra hatramin'Andrianampoinimerina no mankaty | 522 |
TOKO IIIRESY ANDRIANAVALONJAFY ANDRIANA TAO ALASORA
VITA VAKINISISAONY.
| 1° Mandalo eo Ambohipeno Andrianampoinimerina, ka notofirin'i Tahiamanangaona izy, teny natao | 525 |
| Resy Andrianavalonjafy teo Ambalanirana | -- |
| Natosik'Alasora Andrianavalonjafy | -- |
| Ramanantenasoa nalainy ho vadiny, sy izy 5mirahavavy | -- |
| 2° Mankany Ambohitraina,nalaina am-panahy | 526 |
| Tsiafahy nitobiana,nalaina am-panahy | -- |
| Miady Merinkasinina sy Fandāna sy Antanamalaza, afaka; novoanjoana Antanamalaza nomena an'Andriamaheritsialaintany ipetrahana | 527 |
| Miady Ambatomanga, ady mafy tao niverenana in-telo vaoafaka | 528 |
| Ambohitrarehimerina, teny napetrakateo | 529 |
| 3° Manaiky Andrianjomoina sy Andriamarovahoaka sy Andriambangaina, loholona amin'ny Bezanozano | -- |
| Manaiky Andriantsaratandra ao Amoronkay | -- |
| 4° Ny amin'ny Androrosy mpangataka, atsimo somary atsinanan' Ambatomanga | 530 |
| 5° Ambohipeno sy Ambohimanambola nanihina ka tsy afaka, fanentiny ny odiny nanohitra azy | 531 |
| Kelimalaza sy Ambohimanambola maneky "lasako ity sampy ity" hoy Andrianampoinimerina | 532 |
| Teny nomen'Andrianampoinimerina an' Ambohimanambola | -- |
| Rainimahay mahafak'an'Ambohipeno | 533 |
| Nesorin'Andrianampoinimerina Tahiamanangaona teo Ambohipeno | 533 |
| Natao fonenam-boanjo Ambohipeno fampiraisan'Anbohitraina sy Ambohimanga | -- |
| Ny sampy Rasoratra sy Matsatso | 534 |
| Ny amin'i Tahiamanangaona | -- |
TOKO IVNY NAMITAN'ANDRIANAMPOINIMERINA AN'I MAROVATANA;
MANAIKY VONIZONGO.
| I. NY NAMITANA AN'I MAROVATANA | |
| 1° Avy mananika an'Ambohimanga Marovatana | 536 |
| Ny goaika | 537 |
| 2° Nasian'Andrianampoinimerina i Marovatana, maka fandravalāka | 538 |
| Andranomasina tsy afaka, ny nahazoan'azy | -- |
| Ny nahafatesan'i Tsingiala isa ny 12 lahy | -- |
| Miakotso, resy Andrianampoinimerina mandositra, nynahazoana azy | 539 |
| Izy 2 lahy mahazo tantara amin' Andrianampoinimerina | -- |
| Ambohimboromanga novāna Amboniloha, orimbato teo | 540 |
| Manaiky Ambohipoloalina: Ramiangaly nalain'Andrianampoinimerinaho vadiny | 541 |
| Vita Antehiroka eo Ambohitriniarivo, teny napetraka amyny | 543 |
| Orimbato eo i Vato sy Ambatomainty | -- |
| Filaza hafa kosa, ny amy ny Antehiroka | 544 |
| Orimbato teo Ambohidroa | 546 |
| 3° Mamely an'Ambohidratrimo, ka tsy afaka | 548 |
| Maneky Ambohidratrimo, vita Marovatana | 549 |
| Manjakatsiroa (sampy) sy ny faneva roa | -- |
| Fanampy ny amy ny Rabehery, nitondra tapany | 550 |
| Ravaonimerina sy Andrianampoinimerina vao nivady nony vita Marovatana ka maty Rabehery | 552 |
| Ratomponibemihisatra napetrany tao Masoandro | -- |
| Ramena zoky ny Rabehery, nomena vodivona ipetrahana amin'nyZanamanotrona | -- |
| Zanamanotrona 300 lahy, tsy mbola vita anefa Marovatana na natonan' Andrianampoinimerina, nahazo tantara | 553 |
| Voa basy Andrianampoinimerina tamy ny izy niady tamy ny Marovatana | 554 |
| II. MANAIKY I VONIZONGO | |
| 1° Ny nitondra ny Vonizongo nanaiky | -- |
| 2° Ary ny naditra kosa nampandoavina heloka | 555 |
| 3° Izy 5 lahy natao lehibe nitondra any Vonizongo | 557 |
| Andriantsiavikia mahazo tantara amin'Andrianampoinimerina | -- |
| 4° Natao mifolo i Vonizongo | 558 |
| 5°Andrianentoarivo avy aty ny iaviany | 559 |
| Izay andriana nitranga rehetra tao Vonizongo nataon' Andrianampoinimerina Zanakanadrianentoarivo | 561 |
| Natao naman'ny Andriamasinavalona | -- |
TOKO VVITA IMERINA ATSIMO TAMIN'I RAMAROMANOMPO,
SY IMAMO TAMIN' ANDRIAMAROBASY SY ANDRIAMPOETSAKARIVO.
| I. VITA AMBODIRANO TEO FENOARIVO, FARAN' ANDRIANAMBOATSIMAROFY SYRAMAROMANOMPO ZANANY; VITA AMBOHIJOKY. | |
| 1° Nasiana i Soananjakāna vavatany, dia afaka; dia manoaRamaromanompo napetraka tao Mangarano | 563 |
| Ravaomanjaka zanany, nalain'Andrianampoinimerina ho vadiny | -- |
| 2° Vita Ambohijoky, natao fahirano vao afaka; novoanjoanaVoromahery natao voanjo tao | -- |
| II. VITA IMAMO ATSINANANA; RAZANANDRIANA TEO | |
| 1°Andriampoetsakarivo nanjaka teo Ambohibeloma nanirahan' Andrianampoinimerina iraka: tsy nanaiky izy | 565 |
| Andrianamboarinandriamanitra, tokony nanjaka fa natosika,nanaiky | -- |
| Dia nasian'Andrianampoinimerina Ambohibeloma, ka tsy afaka | -- |
| 2° Nasiana i Sahavondronina an'Andriamarobasy, ka afaka;vita i Arivonimamo sy Ambohitrambo, lasa nandositra Andriamarobasy | -- |
| Ramboaniraina sy Razakanandrianaivo mirahalahy mahazo tantara | 566 |
| 3° Nasiana indray Ambohibeloma, ka afaka | -- |
| Lasa nandositra Andriampoetsakarivo nankany amy ny Andriandeilozampanjaka ny Valalafotsy | 567 |
| Mandositra Andriandeiloza, efa nandevina ny vola ny | -- |
| Faran'Andriampoetsakarivo eo Tampoketsa | -- |
| Ambohibeloma nomen'Andrianampoinimerina an-dRabasivalo | -- |
| 4° Andrianamboarinandriamanitra nakarina, napetraka taoAnkadiaivo amin'i Ramavolahy | -- |
| Ramahaisahy mpanompo ny | 568 |
| Razanandriana any Mamo atsinanana | 569 |
| 5° Fondanitra eo Ambohitrambo | 573 |
| Fomban'ny andriana alevina eo | 574 |
TOKO VIMANAO HADY MANODIDINA NY TANANA AMBOHIMANGA,
SY VAVAHADY, SY MANAO TRANO.
| 1° Hadintany, alamasina, vavahady | 575 |
| 2° Anaran-tany amin'ny hady an-tampon-tanāna | 577 |
| Anarantany anatin' ala-masina | 580 |
| Anaran-tany any ivelan' ny hady | 583 |
| 4° Nozinarany ny tokotany ipetrahan' ny isam-pirenena amin'ny Tsimahafotsy | 586 |
| Teny napetraka, ny amin'ny Ambohimanga | 587 |
| 5° Ny vodihady 12 nome'ny azy 4-dreny | 588 |
| Rasahaiarivo mahazo lohombitany | 589 |
| Andriamanōtrona, Andriamarofatsy, Tehitany | -- |
| Teny napetrany tamin' ny Zanakandriamborona | 590 |
| Teny napetrany tamin'ny Ampanarifito | 594 |
| Ampanarivondramasina sy Andriamaneky 1221 | 595 |
| 6° Manao trano eto Ambohimanga; anarantrano n'andriana eto,hatr'amy ny Andrianampoinimerina no mankaty | 595 |
| Manao trano any Antananarivo | 598 |
| 7° Nifindrafindra nankaty Ambohimanga sy nankany Antananarivo | 602 |
TOKO VIINY NAMITANY AN'AN-TSIHANAKA, SY NY TANY ANY AVARATRA.
| 1° Andrianavalontsimanolotrimerina ao Ambohimanelatra | 604 |
| 2° Rafanānina mahazo tantara | -- |
| 3° Rabodolahy resy tany Ambohitsitakatra, teny nataon'Andrianampoinimerina | 605 |
| 4° Rabasivalo, vaky ny ody, eoAmbohibeloma | -- |
| 5° Nandeha nitondra tafika Andrianampoinimerina, Manohilahynatao fahirano, tsy afaka | -- |
| Manaiky Manohilahy, natao fonenam-boanjo | 606 |
| 6° Mankany Ambohibeloma, natao fahirano, afaka | 608 |
| Ny nanao soa andriana | 609 |
| 7° Nony vita ny tany avaratra, nametraka voanjo 800lahy | 611 |
| Ampamoizankova nipetrahan'ny Sihanaka nandositra | -- |
| Voankandrina, ny ala tsy ho dorana | -- |
| Fadintany any avaratra | 612 |
| Rasoalahatra sy Tohaina mifampiady ody | 613 |
TOKO VIIINY NAMITANY AN'I VAKINANKARATRA FARAN' ANDRIAMANALINARIVO BETSILEO.
| I. VELIRANON'ANDRIAMANALINA, SY ANDRIANTSOANANDRIANA IRAK'ANDRIANAMPOINIMERINA | |
| 1° Izy 7 lahy iraka | 614 |
| Velirano | 620 |
| 2° Mivadika ny velirano ny zanak'Andriamanalina | -- |
| II. LASA HANDEHA NANAFIKA IZY MIANAKA | |
| 1° Fandānana tsy afaka: mody nytafika | 622 |
| 2° Nony afaka herintaona, niverina indray izy mianaka hanafika an'Andriamanalina. | -- |
| Lahidama mampaneky an'Ambohimitsara | 623 |
| Andrianampoinimerina mbola tsy nihaona | -- |
| Eo Amborompotsy i Velontsalama zanak'Andriamanalina ihaonany nytafika roa tafa-kambana, ady mafy, maty Velontsalama | 624 |
| 3° Maneky Ambohitrandraina, Antsirabe miankandrefana; sy Ampandrontrarana miankandrefana, sy Manandōna | -- |
| Maneky Betafo | -- |
| Dia mananika indray any Fiadānana, ka tsy afaka | -- |
| 4° Izay 4 dahy mampaneky indray an'Andriambongo | 625 |
| Faran'Andriamanalina, eo Faliarivo no milevina | -- |
| 5° Mankany Kiririoka Andrianamponimerina, natao Fahirano, dia afaka, - Nandihizana | 626 |
| Teny natao, dia niverina | -- |
| 6° Izy 7 lahy sy ny namany no valiana soa, kabary nataoteo Ambohipeno | 628 |
| Ny terak'Andriantsoanarivo | 629 |
| 7° Razan'Andriamanalina, avy aty Merina ny iavin'nyRanavalona, sy Ratsivinda mirahavavy | 630 |
| Faritāny nipetrahan'Andriamanalina | 631 |
| Andrainantara atsimo ny Mania efa naneky, dia vitaVakinankaratra | -- |
| Ny amin'Ankaratra: tetiarana | 632 |
| 8° Nalain'Andrianampoinimerina honina aty Merina betsileo any Andrantsay | 633 |
| Ny sisa tsy mandry any amin'ny Betsileo notafihin' Andriantsoanandriana sy Andrianamboanivolaniray | -- |
| Mahazo ankizy betsaka Imerina | 634 |
| Ireo ankizy betsaka lasan' Andrianampoinimerina nataony& ... | -- |
| III. NY AMY NY AMBONDROMBE FALEHA NY AVELO NY OLONA MATY REHETRA | -- |
| 1° Ny amin'ny fananompitoloha razanandriana Betsileo | 635 |
| 2° Ny finoana aty Imerina, fa halehan'ny avelon'ny maty Ambondrombe | 637 |
TOKO IXEFA ANDRIANA TOKANA ANDRIANAMPOINIMERINA;
ANDRIANA RESY ANDRIANA NANEKY;
IMERINA VOAVORINY; NY NENTINY NAMORY.
| I. ANDRIANA RESY, ANDRIANA NANEKY | |
| 1° Mananierana sy Fiadanana | 654 |
| 2° Andriana resy | 655 |
| 3° Andriana naneky | 656 |
| 4° Ny naneken-dRavahiny eo Mojangā | -- |
| 5° Ramitraho, ... manaiky ny vahoakany | 659 |
| Andriana Sakalava | 662 |
| II. IMERINA NO VONORINY | -- |
| 1° Imerina novonorin'Andrianampoinimerina | -- |
| 2° Imerina novonorin'Andriamasinavalona | 672 |
| Ankibonimerina; tiaja, kisoa, rongōny | -- |
| III. NY NENTINY NAMORY | |
| 1° Ny vitany | 674 |
| 2° Ny tenin'Andriambelomasina | -- |
| 3° Ny lokanady natao | 675 |
| 4° Ny sampimasina | 677 |
| 5°Ny fanahy nataony | 678 |
| IV. FOMBA FANAON' ANDRIANAMPOINIMERINA NANKANY AN-TAFIKA. | |
| Miera manao voak'Ampinga | 679 |
| Dia asandratra ny sampy | 680 |
| Ny mitoby | 682 |
| Raha miady | 684 |
| Raha sarotra ny ady | 685 |
| Ary ny babo | 686 |
| V. NY AMIN'NY OMBY EFA VORY BETSAKA TAMIN'NY ANDRIANAMPOINIMERINA EFA NAMORY | |
| 1° Andrianampoinimerina nisehoan'ny fampiandrasany ombin'andriana sy ny omby maranitra | 686 |
| Raha tonga zato ny omby kely | -- |
| Omby maro madinika nataohasina | 687 |
| 2° Omby tokony ho vidiny ny andriana | 688 |
| Ombi-sikidy n'andriana | -- |
| 3° Didy tamin'ny omby talohan'Andrianampoinimerina: |   |
| -- ny omby androana | 689 |
| -- ny milefon'omby | -- |
| -- ny vodihena tsy mivaky | -- |
| -- Didy natao ny amy ny izany | 690 |
| 4° Omby ny vahoaka, didy maro natao hatramin' Andrianampoinimerina no mankany | 691 |
| 5° Fahaizany ny Merina ny amin'ny omby | 693 |
| Fanaovan-sotro sy zaranantsy sy fihogo | -- |
| -- menaka, solika | 694 |
| -- savony, siramamy | -- |
| Omby an-tondraka | 696 |
| -- afahy | -- |
| -- mahery | 697 |
| -- manga & | 698 |
| Omby ampiadėna, i Kambo sy Maindambana | 701 |
| Ny hevitra nataon'Andrianampoinimerina no nitomboan'nyomby | 703 |
LIVRE II.
NY NIKARAKARAN'ANDRIANAMPOINIMERINA AN'IMERINA,
NY NANOAKONY SY NY NANDAHARANY AZY.RESY NANGARO VOLO AN'IMERINA;
NATOKO IMERINA MIENINA,
AVARADRANO NATAO RAI-NI-OLONA;
NY NAMETRAHANY NY HAVANANDRIANA AMIN'IMERINA 6 TOKO.
| I. MANGARO VOLO ANY MERINA KA NY ELANELANA MISY IHANY | 705 |
| 1° Kabary eto Antananarivo: "Modia aminy nentin-drazana, faizaho tsy mahavery razana, samy miditra an-karazany" | -- |
| Mitety razana Andrianampoinimerina (Supplément tak.1211) | |
| 2° Velirano natao ao Ambohimanga, natao itoviana sy hitanany fanjakana: "Izaho andriana tokana ka izaho fitoviana" | 706 |
| 3° Kabary ao Antananarivo, hangaroany an'Ambohimanga sy Antananarivo fikambanan'Imerina - akanga tsy roa volo Imerina | 707 |
| II. NO-ENEMIN'ANDRIANAMPOINIMERINA IMERINA | 709 |
| 1° Imerina 6 toko natao atody tsy mifindra reny; ka nampivadiany amin'ny fanompoana i Merina 6 toko, izao fanompoana itoviana enti-mampanjaka azy | 709 |
| 2° Avaradranono natao zoky sy rai-ni-olona, hitari-dālana aminy izao fanompoana izao. | 710 |
| Kasa atao andriana Tsimahafotsy | 712 |
| 3° Ny havanandriana miharo volo ao anatin'ny ray aman-dreny,dia manao ara-dreny. Avaradrano natao ambora ifatoran'ny ombalahy(Andrianteloray) | 713 |
| Ny Zanadralambo momba an'Avaradrano | -- |
| Zazamarolahy sy Andriamasinavalona nozarainy amin' Imerina 6 toko | 714 |
| Ny vady napetrany tamin'ny tendrombohitra lehibe rehetra, hampandry ny tany sy hampiharo volo an' Imerina | 715 |
| 4° Ny Mainty enin-dreny natao naman'ny ambaniandro, ndrefatsy manolotra an'Imerina, natao zanak'Avaradrano na mipetraka aizaizy | 715 |
| Manisotra natao tompon' ny hazokiana aminy Mainti-enin-dreny | 716 |
| 5° Hevi-panjakana nataon' Andrianampoinimerina tamin' izaorehetra izao | 717 |
| 6° Ny aminy fanompoany ny vahoaka ny andriamanjaka,enti-mampanjaka azy | 718 |
TOKO IIRESYIZY ROAMBINIFOLOVAVY SY IZY MIRAHALAHY-MIANADAHY AVY,
NY NAMETRAHAN'ANDRIANAMPOINIMERINA AZY AMIN'IMERINA,
DIDY NOMENY AZY.
| 1° Izy roambinifolo vavy vady n'Andrianampoinimerina, ny terak' Andrianampoinimerina | 720 |
| 2° Izy mirahalahy-mianadahy avy | 723 |
| Didy fiandrianana natao n'Andrianampoinimerina mampiavaka azy aminy Zazamarolahy | 724 |
| Izy telo: Ralesoka sy Rabodonandriantompo sy Ratavanandriana, angalana andriana ampanjakaina | 726 |
TOKO IIIZARAN-KETRA. TAPA-BARY ISAN-KETRA; MANAO FEFILOHA.
| II. ZARAN-KETRA, ISAM-PANGADY, TONGOA MIONKONA, & ;
NY TSY NATAO AN-KETRA; NY NANOKOANY AN'AVARADRANO | 728 |
| 1° Zaran-ketra, hetra iray diatapa-bary | -- |
| Tongoa mionkona | -- |
| Ny tsy mandoa ny tapa-bary | 729 |
| Ny manam-bodivona mahazo tongoa mionkona | 730 |
| Vary mangatsiaka | -- |
| Ny lohasaha sy ny tampontanety | -- |
| 2° Ny tsy natao an-ketra -- ny ala | 731 |
| -- ny Anativolo | -- |
| -- ny mitondra lohombintany; fitia tsy hetra izany | 732 |
| 3° Ny nanokoa'ny an'Avaradrano, miafatra | -- |
| -- Tsimahafotsy ambonivohitra sy ambanivohitra | -- |
| Ny vodihady 12 nome'ny azy 5 reny | 733 |
| Anketsa sy Ampisaka natao hoe Miantsoarivo, nomeny izay monina ao Ambohimanga | -- |
| -- Tsimiamboholohy nefarina | -- |
| Tsangam-bato ifankatiavany Tsimahafotsy sy Tsimiamboholahy ao Lazaina | 734 |
| Orimbato eo Anosinimerina | -- |
| -- Mandiavato no midina | 735 |
| -- Voromahery no enemina | -- |
| Ny Voromahery tsy very tanindrazana: "Ny avy aminy tany iavian'nytsy very, ary ny azy an'Antananarivo entina manompo ahy" | -- |
| Ny voanjo notendren' Andrianampoinimerina honina voalohany eto Antananarivo: 2000 lahy an'Avaradrano, 400 lahy an'Andrianteloray,&. | -- |
| 4° Ny nanokoany an'i Vakinisisaony nomidina | 737 |
| Manisotra 100 lahy natsindrin'Andrianampoinimerina any Famailahyhahatonga azy 500: any aminy no mitondra fanompoana i Manisotra, fonenanasy hetra ihinanana eto Alasora | 738 |
| Teny nametrahan'Andrianampoinimerina ny Manisotra eo Alasora | -- |
| 5° Ny nonokoa'ny any Marovatana novaloina | 739 |
| Ankonabe (tanimbary) nangaroan'Andrianampoinimerina any Tsimahafotsy sy Marovatana, ka Ambohimanga sy Ambohidratrimo roa tonta nomanao | -- |
| 6° Ny nanokoany an'Ambodirano no-fitoina | 740 |
| Vakinombifotsy miantsinanana, anaty ny Ambodirano | -- |
| Vakinombifotsy miankandrefana, mizara telo | -- |
| 7° Ny nanokoany any Vonizongo no-foloina | 740 |
| 8° Ny nanokoany any Vakinankaratra no-enemina | -- |
| Andafi-atsimo-ny-Matsiatra natao ny 3 toko | -- |
| Andafi-avaratri-ny-Matsiatra natao ny 3 toko | -- |
| Ny andriana 3, nataon'Andrianampoinimerina mpitarika ny Andafi-atsimo-ny Matsiatra, fa efa nanaiky | 741 |
| Rajaokarivony nisehoany ny hoe tam-bolana ela sy ny folo lahy atsimo sy avaratra, ny tantarany | 742 |
| Andriambavizanaka, ny tantarany | 743 |
| Rarivoarindrano, ny tantarany | -- |
| Ny andriana aty Andafi-avaratri-ny-Matsiatra, efa maneky ho an' Andrianampoinimerina | 744 |
| Andrianantara sy ny namany | -- |
| Andriantsileondrafy teoBetafo | -- |
| Andrianaivo sy Rainivola any amy ny Lavasatroka | 745 |
| II. MANAO FEFILOHA ANDRIANAMPOINIMERINA | |
| 1° Kabary nataony | -- |
| 2° Fefiloha nataony | 746 |
| (Ankazotō sy Vahilava efa natao n'Andriamasinavalona) - note | 747 |
| Ny zarain'Andrianampoinimerina ny fefiloha rehetra atao tsentsin-drano n' Imerina, &c., samy manao ny tandrify azy Imerina 6toko | 749 |
| 3° Tenin'Andrianampoinimerina nametrahana an'Antehiroka syTsimiamboholahy sy Tsimahafotsy amin'ny lehibeny ao | 750 |
| Ny fefilohan'Andriambolanandro nampiana, &. | 751 |
| Ny fefiloha Toalaza afovoan'Ankosy, noravana natao tanimbary, kanafindrany any amboditanety ny fefiloha | -- |
| 4° Tanimbarin' Andrianampoinimerina, amin' Avaradrano | 753 |
| -- amin'i Vakinisisaony eto Alasora | 754 |
TOKO IVNY NANOKOAN'ANDRIANAMPOINIMERINA NY DIDIM-PANJAKANA
SY NY LALĀNA AMINY FITSARANA.
| I. NY DIDIM-PANJAKANA, KABARY NAMOAHAN'ANDRIANAMPOINIMERINA AZY. | |
| 1° Ny heloka 12 loha mahafaty aina | 756 |
| (a) ny mikomy | 757 |
| (b) ny manangana andria-nkafa | -- |
| (c) ny manani-drova | -- |
| (d) ny manera vadin'andriana | 758 |
| (e) ny mangaron-dapa | -- |
| (f) ny homana tongoa-mionkona | -- |
| (g) ny manao tenin'andriana tsy ho masina | -- |
| (h) ny mamoky hankany amin'ny tsy mety | 759 |
| -- ny manao kabary ambony vavahady | -- |
| -- ny manao fary mitety reny | -- |
| -- ny manao tsaho amin'ny fanjakana | -- |
| -- ny misotro toaka, sy ny mifoka rongony, sy homana paraky | -- |
| (i) ny azo tambimbola amin-karena | 762 |
| -- ny mpitsara manao fitsarana miangatra | -- |
| -- ny mpifehy homam-bahoaka | -- |
| -- ny manery montotra | 763 |
| (j) ny manao odi-mahery sy ny mamosavy | 764 |
| (k) ny mamono olona | 766 |
| (l) ny mangalatra mahafaty | -- |
| -- ny mihady fasana, - ny manamy trano, - ny mihadylava-bary, sy ny mijinja vary alina, - ny mangalatra olona, - nymangalatra omby, - ny mangala-dakana, - ny manao be hariva, - ny mandidy lamba am-bahoaka, - ny manao vata miangatra | 766 |
| -- manao vato mahery sy osa | 767 |
| -- mangala-bovo | -- |
| Ny heloka tokony tsy hahatratra ny aina | 768 |
| Ny heloka 12 sy vitan'ny fokonolona, ary tsy azo ifonana | 769 |
| Kanefa misy azo ifonana: -- raha misy hadi-levenam-bola | -- |
| -- raha tsy maty manota ny olona | 770 |
| -- raha miampanga tena, ka tsy miandry ampangain'olona | -- |
| Hagafotsy sy Hagamainty, sy izy 12 lahy mpamono olona | 771 |
| Hagamainty nisehoan'ny hoe "Lava ny tanety ka misy fisainana" | 773 |
| -- nisehoan'ny Tsiarondahy 12 lahy mpamono olona | -- |
| -- nisehoan'ny hoe "Tsy mahavery vadi-aman-janaka ny andriana" | 774 |
| Filaza hafa aminy izany | -- |
| 2° Didy aminy fananan'olona sy ny adi-fananana | 775 |
| Ny tany ahy - mahazo mifampivarotra hianareo | -- |
| Ny tany tsy atao varo-maty amin'andevon'olona | 776 |
| Ny vavolombelona hatramin'ny 3 no miakatra | -- |
| -- tsy marina | -- |
| Ny miandry teza ho lavo... ny manavo-bato... ny mihoa-bato... ny mitsoa-bato | -- |
| Ny rarāna tsy zaka | 777 |
| Ny manao lefilany ny fananan'olona | -- |
| Adihevitra, adivary, adirano, adilova, aditanindrazana, adyko-drazana | -- |
| Adimenakely, adilohombitany | 778 |
| Ny zavatra samborina rehetra... zana-bola | -- |
| Miantoka ny vola n'olona... manome ny vola ny andevon'olona | -- |
| Ny miloka haren'olona... loka vola | 779 |
| Ny miditra aman'olona | -- |
| Ny manangona trosa... ny hofa... ny zavatra indramina | -- |
| Ny mividy zavatr'olona very... ny andevo milefa sy ny manafinaazy | -- |
| Ny mahararaka ny ombin'olona very; ny zavatra very sy hitatompo | 780 |
| Ny zavatra very anaty ny vohitra, anaty ny trano, an-tsaha | -- |
| Ady an-tsena... ny ampanga-olona... ny milafika ampanga | 781 |
| Ady petsapetsavava... ny mifandatsa | -- |
| Ady mifanendry mosavy... ady mifanendry mangalatra | -- |
| Ny mampitondraka | -- |
| Adi-antsanga, adi-valambary | 782 |
| Raha homeny ny fokonolona fotoana ka tsy miseho | -- |
| 3° Ny aminy fahandrianany ny mmmpanjaka manjaka erantanyerandanitra, sy ny aminy raiamandreny nome'ny hanjaka erany nyvaravarana | -- |
| Ny tsy manaja ny fahandrianany ny mpanjaka | 783 |
| Fahandrianany ny mpanjaka rahefa miamboho | 784 |
| Ny hova tsy mahazo mielo mena | -- |
| Ny manohi-draiamandreny... ny manohi-joky | -- |
| Ny raiamandreny masi-mandidy amin'ny hareny | 785 |
| Tolo-karena, ny fizokiana | -- |
| Tolo-karena, tsy izy | -- |
| Raha maty tsy mandidy harena ny raiamandreny | 786 |
| Zazasary sy zanadranitra tsy mandova | -- |
| Ny zaza mbola atodiorokoroka (mineurs) | -- |
| Ny manangan-jaza... ny manary | 787 |
| Manangana na manary zaza ka andohariana ny aina | -- |
| Ny mamora zaza | -- |
| Ny mandefa andevo | 789 |
| 4° Ny aminy fanambadiana | 790 |
| Fanambadiana miera, sy fanambadiana manao ditra | -- |
| Vodi-ondry sy fitorian-dravina natao hidi ny fanambadiana | 791 |
| Ny misao-bady | -- |
| Vady ahantona, raha ratsy | 792 |
| Ny misao-bady, vady tra-nenina, ny fahatelon-tānana | -- |
| Ny misao-bady takona, ny mamporafy, vady tra-drafy | -- |
| Ny fizaran-karena aminy zanaky ny mamporafy... ny zaza mombareny | 793 |
| Vady loloha... adi-mpivady | -- |
| Lahy homam-bady | 794 |
| Vady ankatratrarana | -- |
| 5° Didy natao itambaran'ny fihavanan'ny Merina 6 toko,nandidiany ny fikambanana hanao trano, sy hanao fasana, ary handevina nymaty | 795 |
| Kabary natao ny tany Ambohimanga taminy Tsimahafotsy | -- |
| Kabary natao ny teto Antananarivo taminy ambaniandro | 796 |
| 6° Didim-panjakana aminy ireo fahavalon'Andrianampoinimerina: ny ranovaky, sy ny afo, sy ny mosary, sy ny havandra | 801 |
| Ny asa enti-mandresy ny mosary | 803 |
| Mamoaka angady isam-pirenena Andrianampoinimerina, raha fahavaratra | 805 |
| Din'asa, kabary nataon'Andrianampoinimerina | 807 |
| 7° Ny didy aminy fivavahana: Didy fivavahana aminy sampy masina 12 | 809 |
| Didy fivavahana amin'ny razan'andriana | 811 |
| Ny velondraiamandreny | 812 |
| 8° Didy nataon'Andrianampoinimerina anosehana ny mpanao ratsy | 814 |
| Vava vola | -- |
| Ampangam-bady, ampangan'andevo | -- |
| Didy fisavāna | -- |
| II. NY NANDAHARAN'ANDRIANAMPOINIMERINA NY FITSARANA NY OLONY TAMIN'NY VADIN-TANY ANY AMBONY SY NY FOKONOLONA ANY AMBANY, ARY AMINY TANGENA FITSARANA FARANY. | 817 |
| Kabary natao ny teo Ambohimanga | -- |
| Kabary eto Antananarivo tamin'ny Merina 6 toko | 818 |
| 1° Ny matesa-ny-aho | 822 |
| 2° Ny fokonolona mpitsara any ambany | 823 |
| Didimpokonolona, tandrok'omby eo ambavahady | 824 |
| 3° Ny vadintany mpitsara any ambony | 825 |
| 4° Ny tangena natao fitsarana farany | 827 |
| Maniraka haka tangena Andrianampoinimerina | 829 |
| III. FOMBA FANAO NY TANGENA, ARY FATIDRĀ AMINY TANGENA SY AMINY ODI-TSY-MATY-TANGENA | |
| 1° Kabary finomana | 831 |
| Ny ody inomana | 832 |
| Ny finomana maka enina: -- finomana am-pitsarana | 834 |
| -- alan'andriana didy | -- |
| -- tavibe | -- |
| -- tan-tsami-irery | 835 |
| -- manadio tena | -- |
| -- tana'nay tsy maty tangena | -- |
| 2° Fomba ny atao hoe tavibe | -- |
| -- mively vavahady, ondry kely malahelo | -- |
| -- milatsaka an-tsaha, handatsa-bato | 836 |
| -- mandon'trano | -- |
| -- manozon-doha | 837 |
| -- mamono sotry : velon-tsotry, mati-tsotry | 839 |
| -- lafika ny tangena &. | 840 |
| -- Ny andevo raha ampinomina | 841 |
| Raha amboa no ampinomina | -- |
| 3° Ny olona aty aloha natahotra be tokoa ny mpamosavy | 842 |
| Ny odi-mahery sasany nanaovan'Andrianampoinimerina ny didy finomana | 844 |
| Rabiby nanana odi-mahery, maty no vonono taminy Andrianampoinimerina | 845 |
| Raindrainitsiandavana koa | 846 |
| Tsifahoana nony tato aoriana | -- |
| 4° Ny amin'ny fatidrā: Ny fatidrā navahan'Andrianampoinimerina, fa misy fatidrā aminy fahameranana hahatsara ny fanjakana; ary misy fatidrā miray tetika hanaratsy ny fanjakana | 849 |
| Fomba fanao aminy fatidrā | 851 |
TOKO VMANANGANA TSENA ANDRIANAMPOINIMERINA, NY LALANA AMINY IZANY.
TOKO VIIZY ENIN-DAHY HOVALAHY NATAON'ANDRIANAMPOINIMERINA
ZOKIAMAN-DRAINY NITONDRA AN'IMERINA ENINA TOKO.
| 1° Rabefiraisana natao zokiamandrainy hitondra an'avaradrano. | |
| Naman'i Rabefiraisana: Rainilandy eo AmmbohidrabibyRainileimanga ao Ilafy Raberesaka na hoe Ranimahay, eto Antananarivo: Ary Rabefiraisana> dia eo Ambohimanga, fizokiana izy. Izao no lohany aminy vohitra 4 amin'ny Avaradrano: Rabefiraisana ihany no zokiny satria Ambohimanga, izy 3 lahy lefiny. Rabefiraisana niteraka:an-dRabesimandrombaka, sy Raloholona, sy Ramila. Ary Hagamainty natao lehiben' ny vadintany, dia lehiben' ny mpitaiza andriana. Mpikabary malaza izy, tsy misy mpihevitra ohatra azy, izao tsy nahafoizan' Andrianampoinimerina azy. Hagamainty niteraka an'Andriamamonjy sy Bemanantsoa mirahalahy. Ary Andriamamonjy niteraka an-dRainibeso sy Rabodomiarana mianadahy. Bemanantsoa maty tsy miteraka. Ary Rainibeso niteraka an'i Beso lahy. Ary Rabodomiarana lasan-ko vadin'i Rainiharo zanak'Andriantsilavo: izany no ihavanan'izy 2 trano. Andriantsilavo niteraka an-dRainiharo sy Ratsimanisa, &c.. Ary Rainiharo nanambady ny zafy ny Hagamainty, Rabodomiarana, niterakaan-dRaharo, sy Rainilaiarivony, sy Rasoaray, sy Rambahy. Ary Ratsimanisaniteraka an-dRainimaharavo, sy Rainandriantsilavo &c. | 936 |
| 2° Rafiara natao zokiamandrain'i Vakinisisaony, ny nitiavan' Andrianampoinimerina azy | 943 |
| Rafiara sy Rabevoho nisehoany hoe Tsara izao hevintsika izao fa izay ovàn-dRafiara no asa, &c. | 948 |
| 3° Tsiampiry natao hitondra any Marovatana | 949 |
| Ny amin'ny andriana eo Ambohipiara taran-dRamorabe ka azo hataompanjaka, teny nomen'Andrianampoinimerina an-dRa Tsiampiry | 951 |
| Tsiampiry nisehoany ny hevitry ny vaventy rehetra fa nandā izy,ka gaga ny olona noho ny heviny: ka tsy nety Andrianampoinimerina vaomainka nanangana ny azy ho lehibe | 954 |
| 4° Razakatahiny natao hitondra an'Ambodirano, ny nitiavan' Andrianampoinimerina azy | 959 |
| Razakatahiny nahazoana ny Maromanompo eo Fenoarivo | 960 |
| Ny nametrahan'Andrianamboatsimarofy an-dRamaromanompo zanany tao Ambohijoky amin'ny Manisotra; ary Razakatahiny nisehoan'ny nialan-dRamaromanompo teo Ambohijoky, voafitaka Ramaromanompo koa tsy andriana. | 961 |
| Razakatahiny nahazoana ny Manisotra teo Ambohijoky | -- |
| Ady voalohany aminy Manisotra eo Ambohijoky | 962 |
| Ady faharoa, resy nandositra indray ny vahoaka | 969 |
| Ady fahatelo, tezitra Andrianampoinimerina fa tsy afaka iManisotra - kabary | -- |
| Ady fahefatra, mandeha Andrianampoinimerina, saika azon'ny Manisotra izy | 972 |
| Izy 3 lahy nirahin'Andrianampoinimerina hiantso azy, maty novonoina | 974 |
| Dia nanao fiainan'andriana nitafy jaky i Manisotra; taitra ny vahoaka sy Andrianampoinimerina; dia nandeha Razakatahiny nirahin'Andrianampoinimerina hitsapa | -- |
| Mandeha Manisotra 500 lahy hamangy an'Andrianampoinimerina;nomeny omby 200 lahy izy; nony nandeha nody izy anaovany vahoaka hoe "ireny avy mba avela haneky fa tsy vonoina daholo, tatahiana ambany ny zaza an'kibo angao lahy" -: dia nipoaka ny basy nanao lokan'ady ny vehivavy eo Ambohijoky | 975 |
| Nandeha Razakatahiny hilaza ny tenin'Andrianampoinimerina aminy Manisotra - kabary - mipoa-basy ny vehivavy. | 977 |
| Mandeha Ramahaibola hankeroa aminy Hagamainty, "haneky izahay,hoy izy;" - nihaona taminy Andrianampoinimerina natao fotoana, netyhitondra vady aman-janaka | 976 |
| Simba indray ny fanekena, dia tsy manatona ny fotoana Ramahaibola | 977 |
| Miadi-lahy Manisotra, hivaky izy | -- |
| Hevitra natao ny Razakatahiny hahazoana azy | 978 |
| Teny nomen'Andrianampoinimerina an-dRazakatahiny, sy ny toho-tsofina raha vory ny vahoaka | 984 |
| 5° Ralambotiandrainy hovalahy natao lehibe hitondra any Vonizongo, sy Andriantsoba andriana | -- |
| Ralambotiandrainy voalohany nanatona an'Andrianampoinimerina tao Ambohimanga, nitondra any Vonizongo haneky | 986 |
| Velirano natao n'Andriantsoba amin'Andrianampoinimerina | 987 |
| Teny nomen'Andrianampoinimerina azy 20 lahy, ary Andriantsoba nomen'Andrianampoinimerina trano manara ho tantarany | 990 |
| 6° Raharovola hovalahy natoa hitondra any Vakinankaratra, sy Andriantsileondrafy andriana; teny nomeny an'Andriantsileondrafy | 990 |
| Raharovola, ny soa nataony | 9991 |
| Ratsilamòka any Antsirabe nampanekeny | -- |
| Nalain'Andrianampoinimerina Andriantsileondrafy, teny nomeny azy | 993 |
| Tetezin'Andrianampoinimerina ny razana Betsileo, manontany tantara betsileo izy sy ny fomban'ny tany ao izy | 995 |
| Milaza tantara Raharovola | 997 |
| Raketamena zanak'Andriantsileondrafy nalain'Andrianampoinimerina ho vady | 1001 |
| 7° Filaza hafa kosa, ny amin'izy 6-dahy andriana sy 6 dahy hovalahy, natao hitondra any Merina 6 toko | 1002 |
| Kabary nanokoan'Andrianampoinimerina aminy izy 12 lahy | -- |
| Namaly izy 12 lahy | 1006 |
| Andriamary nahazo teny taminy izany | 1007 |
TOKO VIIIZY ROA NAMONO TENA SATRIA TSY NAVELAN'NY RAIAMANDRENINYHIVADY, TAO VAKINANKARATRA;
ANATRA NATAO N'ANDRIANAMPOINIMERINA; TAMIN'IZANY.
| I. IZY ROROA NAMONO TENA, KABARY NATAON'ANDRIANTSILEONDRAFY | 1008 |
| 1° Olona roa nisakaiza tsy navela ny raiamandrenyhivady | -- |
| 2° Nitaraina tamin' Andriantsileondrafy izy raiamandrenin'ny vehivavy | -- |
| 3° Atrehin'ny fokonolona ny adin'izy 2 tonta | 1009 |
| 4° Entina amin'Andriantelorafy ny adin'izy 2 tonta hodidiana - kabary | 1010 |
| 5° Zanapary iaviany izy 2 tonta namono tena, nahalalana nymarina sy nahavitana ny kabary | 1012 |
| Anatra nataon'Andriantsileondrafy | -- |
| II. MAMPANIRAKA ANDRIANTSILEONDRAFY HANKATY AMIN'ANDRIANAMPOINIMERINA HILAZA IO; ANATRA NATAON' ANDRIANAMPOINIMERINA | |
| 1° Mampaniraka hankaty | 1014 |
| 2° Anatra nataon'Andrianampoinimerina | -- |
| Mamaly ny vaventy | -- |
| Miteny indray Andrianampoinimerina | 1015 |
| Mamaly indray ny vaventy | 1016 |
TOKO VIIIMANAO TRANO ANDRIANAMPOINIMERINA; MANAO VOHITRAMAHAZOARIVO SY AMBOHIPO, ...
ARY MANAO LALAN-DAKANAENTI-MITAIZA AN'AMBOHIMANGA SY ANTANANARIVO.
| I. Trano sy rova nataon'Andrianampoinimerina tamin'ny tendrombohitra 12 | 1019 |
| II. Vohitra nataony: 1° Ho any Laidama, dia Mahazoarivo syTsiazompaniry; 2° ary Soavimasoandro sy Ambohipo sy Mananiera (vita taloha), ho azy 3 vohitra | 1020 |
| III. Manao lālan-dakana Andrianampoinimerina enti-mitaizaan'Ambohimanga sy Antananarivo | 1022 |
TOKO IXNY NIKOMIAN-DRABODOLAHY.
| I. Nampamorina tany ka nandositra izy roa lahy Rabodolahy sy Rakotovahiny; ny nametrahan'Andrianampoinimerina azy | 1024 |
| II. Ny nataony Rabodolahy mipetraka amin'ny Zafinandriamamy:nitady any Laidama izy | 1028 |
| III. Mikomy Rabodolahy mitady hamono an'Andrianampoinimerina;maty novonono izy, kabary nataon' Andrianampoinimerina | 1030 |
| IV. Rakotovahiny napetrak'Andrianampoinimerina teoAmbohitrandriananahary; ny amin-dRabodonimerina vadiben' Andrianampoinimerina | 1032 |
TOKO XALEFAN'ANDRIANAMPOINIMERINA LAIDAMA HANAFIKA.
| I. Nirahina any atsimo hanafika any Ambositra Laidama; tanyvitan'ny 10 lahy vadin-tany any atsimo | 1034 |
| II. Nampandehan'Andrianampoinimerina Laidama hanafika any an-tSakalava avaratra; teny nomen-drainy azy | 1036 |
TOKO XINY NIKOMIAN-DRAMAVOLAHY.
| I. Ny nisehoan'ny fialonan-dRamavolahy, sy ny tsy nahazoanyManisotra hisakaiza amin'ny zanak'andriana rehetra | 1038 |
| II. Ny nitomboan'ny fialonana indray | 1039 |
| III. Dia nanao ny azy Mavolahy; kabary teo Ambatoroka nisehoan'nylambo manoha-dia, sy ny velon-dray tsy manjaka, sy ny basy telo | 1040 |
TOKO XIITENDREN'ANDRIANAMPOINIMERINA LAIDAMA ZANANY HANDIMBY AZY.
| I. Asehony Laidama | 1047 |
| II. Ralainanahary napetraka any Kaloy | 1049 |
TOKO XIIINY NIAMBOHON'ANDRIANAMPOINIMERINA.
| I. Mankany Anosifito hizaha tandindona izy, dia narary | 1052 |
| II. Anatra fara-teny nataon'Andrianampoinimerina ho an'i Laidamazanany | 1053 |
| III. Atsangana ny andriana mandimby vao lazaina ny andriananiamboho; kabary, aseho ny masina herinandro aty Antananarivo, herinandro any Ambohimanga; eo ny nanafenana | 1056 |
| Vanim-potoana voalohany | Vanim-potoana fahatelo | ![]() |