| I. Ramaitsoanala zana-dRabiby any Ambohidrabiby nalainy ho vadiny | 65 |
| Ambohidrabiby - Ambohitrabiby | - |
| II. Ny lambo maha anaran-dRalambo ny zanak'andriana vao teraka | 66 |
| III. Andriamanelo nanorina any Lasora | - |
| Andriamananitany manorina an'Ambohitrandriananahary, maty no vonono izy. Andriamboninolona no zanany | - |
| Ratsitohina zank'Andriamboninolona, sy Ralambo nampivadina - kobo omby havana | 67 |
| Resin'Andriamanelo ny vazimba sasany | - |
| IV. Izy nisehoan'ny vy taloha natao lefona, sy ny lakana | - |
| Ny manefy vy sy vilany ary vilia | - |
| Ny manefy vola | 71 |
| V. Izy nisehoan'ny famorana, tamin-dRamasy sy Ranoro zanany lahy | 73 |
| 1. Ny fomba famorana fanao ny andriamanjaka sy ny havany akaiky hiaraka foràna amin'ny zanany | - |
| - mamono voalavo | - |
| - mivaky volo | - |
| - mampaka-dranomasina; misoratra | 75 |
| - manao saotra | 80 |
| 2. Ny fomba famorana, hatr'amy ny Zanakandriamasinavalona no ho midina | - |
| VI. Ralambo zanany no nanaovan-tsikidy fony mbola tsy teraka izy, efa nahatoky ny olona ny sikidy | 82 |
| Ny amy ny sikidy sy Ranakandriana niposahany | - |
| 1. Ranakandriana no nisehoany ny sikidy (sy ny sampy) sy ny tsindrimandry sy ny hitsakandro | - |
| 2. Ny nanomezany Ranakandriana ny sikidy | 85 |
| 3. Fomba sasany ny amy fisikidianana: | . |
| - ny mpianatra vao atsangana ho mpisikidy | 86 |
| Ny sikidy nisehoany: | . |
| - ny sikidy an-tanana | 90 |
| - ny faditra entina hanala ratsy | - |
| - ny ditra-ntsikidy, ny tsy mety sikidy | 91 |
| - ny sorona entina hitady soa | - |
| - ny ombi-sikidin'andriana; misy ataony sorombelona, ary misy koa ho vonoina | - |
| - Andriamanitra-mbi-an-trano | 95 |
| - Andriamanitra-miandra-vovonana | 96 |
| - ny mijery anjara masoandro | - |
| - ny aretina hoe lasan'ambiroa sy ny odiny | 97 |
| - ny aretina hoe mosavy n'olona | 103 |
| Odi-mosavinolona: | . |
| Odi-azombavy | 104 |
| -- fandika | 105 |
| -- fanòny | - |
| -- fehitratra | 106 |
| -- fitia | - |
| -- fònoka | 107 |
| -- kabary tsy misy | - |
| -- manara-mody | - |
| -- marary njavatra | 108 |
| -- roa dia | - |
| -- sanà | - |
| -- tadilava | 109 |
| -- taratra | - |
| -- tendrihatoka, -- tohina, -- tsi-tra-badi-matsaka | - |
| -- tsongodia, --voankanina, -- vorika | 110 |
| Ny atao ny mpisikidy maharesy ny mosavinolona indray: | |
| -- ny vorongo-ntsampy itetehana ny hola-tafa | 111 |
| -- ny tetika amy ny voarampoitra | - |
| Ny sikidy nisehoan'ny tangena sy ny vonovorona | - |
| 5. Ny mpisikidy mpanao fanafody odi-aretina nentindrazana | 113 |
| Odi-oritra, -- folaka | - |
| -- sinta, -- ozatra | 114 |
| -- hotsohotso, -- godry | - |
| -- halobòtra, -- kimavo | - |
| -- kitratraina, -- nendra | 115 |
| -- androbe, -- boiboika | 116 |
| -- bonobony, -- boka | - |
| -- dridra, --farasisa | - |
| -- tambavinjaza, -- mandalo | 117 |
| -- kankana, -- sakoitra | 118 |
| -- manehitra | - |
| -- hatina | 119 |
| -- tombok'afo, kifongo | - |
| -- kobay, --tety | 120 |
| -- hamatra | - |
| -- rohana | 121 |
| -- angatra | - |
| -- hanatra sy ny miolana am-pandriana | 122 |
| -- tevika, olitra | - |
| -- hozona, -- famaintisana ny nify | 123 |
| -- rano, -- kibo | - |
| -- pia, --fiafia, ambavafo, -- lolo, -- tazo | 124 |
| -- totongandronono, -- torana, -- andoha | - |
| -- tsindohaina, -- fery, -- maratra | 125 |
| -- may, -- hararaotra, -- hantsina | - |
| -- fanapenana rà, -- fampandoavana | 126 |
| -- fampandrotsoana, -- fampivalanana, fanempahana | - |
| -- fampievohana, -- barika, -- derona, -- mafonomby | 127 |
| -- fotsimaso | - |
| -- Ary ny mpisikidy mahalala ny kekitra ny biby, oditetika | - |
| Odi-tomboka (biby) | - |
| -- hala menavody | 128 |
| -- modimativaomitohy sy ny voantay | - |
| -- trambo, -- fanenitra, nenitra, takalo-panenitra | 129 |
| -- maingoka sy mambambohitra | - |
| -- mamba sy voay | - |
| -- tsingiala | 130 |
| -- raiboboka (hazo) | - |
| -- tsibobòka | 131 |
| -- toto. -- tandroka, -- andro | 132 |
| 6. Ny amy ny hitsakandro sy ny tsindrimandry | 133 |
| Rakapila tamy ny Rabodonandrianampoinimerina | 135 |
| Tantaran'i R..., mpisikidy sy mpanandro sy mpanao hitsakandro, sy ny faditra ny 7 lahy, tamin'Andrianampoinimerina | 137 |
| I. Ratompoamandrainy sy Ratsitohina vadin-dRalambo | 139 |
| Filazana ny manuscrit | - |
| Filazana hafa kosa | - |
| II. Avy ny tafika hanafika an-dRalambo eo Ambohipeno | 140 |
| Filaza ny manuscrits | - |
| Filaza hafa indray: tsy ny ady any Ambohipeno no nangalana azy 2 lahy : Andriantompokoindrindra sy Andrianjaka fa ny ady eo Ambohidrabiby nony ato aoriana | 141 |
| Ny amy ny Andriantompokoindrindra namono ny 3 no ho 5 | 142 |
| Fomba ny fanorona | 143
|
| III. Nasiany Ralambo i Merinkasinina tamin' Andrianafovaratra | 144 |
| Mampiseho faherezana i Kelimalaza; orimbato eo Ambohobato | - |
| Analamahazo sy Ankazonorona eo Ambohobato | - |
| IV. Mianavaratra Ralambo, nankany Ambohidrabiby hifindra fonenana | 146 |
| Azy rahateo Ambohidrabiby | - |
| Filazana ny manuscrit: mahita ny jamoka sy ny besavily Ralambo | - |
| Filaza hafa kosa | - |
| Andrianjaka ao Langàna, sy Manànona sy Andringitra sy Mamiomby | 146 |
| Nanihiny ny fahavalo Ambohidrabiby, ka resy ireo | 147 |
| Vitan'i Ralambo ny avaratr' Ambohidrabiby sy ny andrefan' Ambohimanga, lao ny vazimba | - |
| V. Imerina hitan'i Ralambo; Andrianjaka ampitondraina an'Imerina; ny nametrahan' azy 3 lahy | - |
| 1. Imerina hitany | - |
| Ny nanaovana azy hoe Imerin' ambaniandro | - |
| 2. Andrianjaka ampitondraina fanjakana | - |
| Nianatsimo nankany Ambohibato Ralambo; miantso an' Andriamanitra sy ny razana, manao fitsapana azy 2 lahy zana' ny izy | 148 |
| Orimbato eo Ambohibato, filaza ny manuscrit | - |
| Filaza hafa kosa | - |
| Orimbato eo Ambatondrafandrana nametrahany azy Andrianteloray. Andriantompokoindrindra natao lahimatoa ny Merina, napetrany eo Ambohimalazabe; ny naterany; ny zafintsimaito menakeliny | 149 |
| Andrianamboninolona napetrany eo Ambohitromby sy kilonjy; izy 5 mianadahy naterany | 150 |
| (Rambavy kosa zanak' Andrianamboninolona, hafa reny - voir supplément. Andriandranando eo Ambohipeno no ipetrahany rahateo, ka Ambohibe sy Ambohimahailala &, nomena azy: ny naterany | - |
| 4. Ary Andriampolofatsy zana-dRalambo naterany zanany lahimatoa hafa reny kosa, nomeny an'Antsomangy sy Ambohitrantenaina; izy no fizokiana amin'ny Zanadralambo | 151 |
| Ny nahazandry an'Andriampolofatsy nony tao aoriana, ka Andriampanarivomanga ary Lazaina natao tompon'ny fizokiana amin'ny Zanadralambo 6 toko | - |
| VI. Ny niambohoan-dRalambo | 153 |
| 1. Ralambo nisehoany ny vady alàna ondrana; fady amin'ny fanambadiana aty Imerina | 154 |
| Ratsitohina sy Ralambo, izy nalana ondrana hametrahana ny fanjakana tsy mifindra | - |
| Raha olom-pady ampivadiana dia alana ondrana, dia amonoana omby, fomba fanao amin'izany | - |
| Ny mangaro fady, dia amonoana omby roa rambony, dia ampifamoterina ny vodiny, ary tsy ekena ny fanambadiana fa sahirana fa olona fady | 155 |
| Fady, tsy mahazo mifanambady mangaro fady maha foana ny fanambadiana raha atao | - |
| Ny fanambadiana ary, dia: -- vady alan' ondrana | 156 |
| -- vady andefasana vodiondry sy itorotoroan-dravina | - |
| -- vady fofo | 157 |
| Ny vodiondry natao ny Rabodonandrianampoinimerina hidin' ny fanambadiana | - |
| VII. Ralambo nisehoany ny fandroana amin'ny alahamady, fomba fanao amin'ny fandroana | - |
| 1. Fomba ny fandroana fanao ny mpanjaka sy ny havany. | - |
| -- Anio mamono akoholahy mena | 157 |
| -- Mandro rano andro farany ny taon-dasana | 158 |
| -- Mamono ombivolavita sy ombimalaza sy omby androana & | -- |
| 2. Fomba fandroana fanao ny vahoaka | 160 |
| -- Manatitra jaka, sy manao arendrina, sy mamoy ny maty | 161 |
| -- Misafo rano, ary manao fo-tsi-aritra | -- |
| -- Manao tatao sy mamono omby, trafonkena entina hivavaka amin'ny razana, tonombilany, tsikionina | 162 |
| -- Mifanatitra jaka hena, sy manao sambasamba amy ny hena vaovao sy ny mialina taona, sy mijaka amy ny kitoza, ary manao varanga | -- |
| 3. FANAMPY, NY AMY NY FANDROANA,(filaza ny vaventy:) | |
| Ny velondraiamandreny mpanatatra, | |
| -- mpamono ny akoholahimena. | |
| -- mpaka ranomasina androany ny andriana | 163 |
| mamàna rano androana | 164 |
| -- manao vary n'andriana, mitsoka afo, mambeta vilany | -- |
| -- mamono ombivolavita, (omby mitohitra aty Antananarivo) | -- |
| -- Ny mamono ombivolavita any Ambohimanga, sy ny omby malaza ijakana | 165 |
| Didy amy ny fandroana: | |
| -- vidy ny aina | 166 |
| -- vodihena | -- |
| -- temipandroana, jakambehivavy, manary fandroana | 167 |
| Fo-tsi-aritra sy andro tsy maty-- | 167 |
| Sambasamba. Sambasamba ny volana; ny Mpanjaka mamono ombivolavita atao ny taha ny volana alahamady, ary ny ambanilanitra mamono zavatra madinika manao fotsiaritra | 168 |
| Mitora-bolana amin'ny tain'omby na andriana na vahoaka | 170 |
| Ny tanimena sy ny ravoravo & | -- |
| Mamoaka omby entina miakatra ny lapa | -- |
| Misaotra omby, fomba fanao amin' izany | -- |
| Ny ankizy vavy manao tsinkionina sy fampitaha | -- |
| Ny zaza indray mihira | -- |
| VIII. Ralambo niposahiny sampy masina: Kelimalaza Rafaroratra & Ny amin'ny sampy | 173 |
| 1. FILAZA VOALOHANY (natonta tamin'ny taona 1873). | |
| Rakelimalaza | -- |
| Rafantaka sy Manjakatsiroa, sy Ramahavaly | 175 |
| Rabehaza | 177 |
| Ratsimahalahy | -- |
| Ny 12 sampimasina ny Andriamnjaka an'ohatra izany | -- |
| Ny mpitahiry sampy; mpitaiza andriana & | 178 |
| Ny sasany amy ny sampy efa tsy tian'andriana koa nariana | -- |
| Ny sampimbahoaka ampandihizina no fizahana azy; ary ny sampy n'andriana, fohazina kosa no azy; fampandihizany ny sampimbahoaka | 179 |
| 1. FILAZA HAFA KOSA FANAMPY NY AMY NY SAMPY | -- |
| Efa onenany ny sampy ny tany tamy ny Ralambo nanjaka | -- |
| Ny Ranakandriana sy ny sampy | 180 |
| Tamy ny Ralambo nanjaka, dia nanatona an-dRalambo sy ny sasany amy ny ireo Ranakandriana | -- |
| Ny avy any atsimo | -- |
| Tantara ny Kelimalaza | 182 |
| -- ny nahazoana azy any atsimo | -- |
| -- ny didy ny arahina | 185 |
| -- ny fomba ny lamba ny, ny ombisikidy ny, ny tanimbary ny, ny zozoro ny, ny fatana sy ny vatomasina | 187 |
| -- ny nanandratana azy | 190 |
| -- ny misotro azy | 190 |
| -- ny mihosotra azy | 194 |
| -- ny hira atao aminy sy ny fanajana | -- |
| -- ny hafaliany | 196 |
| -- ny hatezerany | 198 |
| -- raha avy ny valala | -- |
| -- raha avy ny havandra | 199 |
| Rafaroratra, ny anaran'ny tetika aminy | -- |
| Rafantaka, ny mitetika azy | 200 |
| Mandriambonga, ny nahazoan-dR... zanaka lahy taminy | 202 |
| Zanaharitsimandry, fanandratana azy | -- |
| Ramahavaly, ny niakarany taty; mampiseho faherezana eo Mandroseza izy. | 205 |
| -- malaza amin'ny odimahery, maharesy azy | -- |
| -- izy no ahalalan'ny andriana ny odimahery | -- |
| -- ny odimahery sampy ihany, ny maha ody ratsy azy | 206 |
| -- ny mpitana azy mitetika azy mahefa ratsy | -- |
| -- (Ramatsatso sy Soratra, ody mahery) | -- |
| -- malaza amin'ny tafika indray Mahavaly | 207 |
| -- fanandratra azy | 208 |
| -- ny bibin-dRamahavaly | 210 |
| -- mamoaka toton'ody izy | -- |
| -- manafana ny vahoaka, sy ny rano | 211 |
| -- ny mitetika azy | 212 |
| -- Rabehaza, ny niakarany taty | -- |
| -- Ny omby amin'i Rabehaza tsy mba didian'antsy fa amtiny raha omby dikainy | 213 |
| -- ny ombisikidiny, ny vata itoerany | -- |
| -- ny mitetika azy hahazo faherezana aminy | 214 |
| manahy ny taona izy, amonoana omby be rano | 215 |
| ny nahazoan-dR... ny fitahian-dRabehaza | 217 |
| Tsimahalahy, ny fanandratra azy | 218 |
| -- tsy mba didian'antsy ny ombiny anandratana azy, valala 7 entina hamono azy | -- |
| -- ny ombisikidiny | -- |
| Manjaibola, ny anarany &. | 219 |
| Maroakany, Hodibato, Rtaisimba, Mandresiarivo | -- |
| Ary ny odi-havandra sy ny odi-famaton'omby | -- |
| Falimpo omen'ny vahoaka ny mapnao odi-havandra, ary salohimbary araviravy ao anjorofirarazana | 220 |
| Ny sampy asandratra amin'izay andro tiany no lazainy, samy manana ny androny | 221 |
| -- Raha alakaosy no tiany: misy alakaosy lehibe iray volana ka volana alakaosy: ny fanamboarana azy isam-bohitra am-pamoriana ny vahoaka isam-pirenena | 222 |
| -- misy alakaosy kely, dia andro roa isam-bolana: ny misy sampy isam-bohotra, ny misy vorongony isan-trano | -- |
| -- fanandratana ny zana-tsampy eo anjorofirarazana | 223 |
| ireo no ampandihizina | -- |
| sy ampandroina | 224 |
| Ny mpitahiry sampy vao atsangana, mitetika azy | 225 |
| Ny mpitondra azy mivaoka sy miditra velondraiamandreny | -- |
| SAMPY TAMIN'ANDRIANAMPOINIMERINA: | |
| -- hamory | 227 |
| -- efa namory | 228 |
| -- izy nisehoan'ny sampy masina roambinifolo | 229 |
| -- Manjakatsiroa nahamasina azy ho andriana tokana | 231 |
| SAMPY TAMIN'I LAHIDAMA: | -- |
| -- dia mba efa napetrany fa Manjakatsiroa tsy azony apetraka | 232 |
| -- "Na apetrako aza samy manamasina ny azy ao an-trano, samy mifady ny azy" | -- |
| -- Kanefa tsy nino sampy Lahidama; tsy nino ny bibin-dRamahavaly; ny inoany azy | -- |
| -- Leigro sy ny bibiny Mahavaly | 233 |
| SAMPY TAMIN'I RABODONANDRIANAMPOINIMERINA: | -- |
| -- nampanatona azy avokoa ny sampy rehetra | -- |
| -- ny inoany kokoa an-dRahamahavaly sy ny bibiny | -- |
| -- Leialo (english) sy ny bibiny Mahavaly | -- |
| -- Rabehaza sy Rabodonandrianampoinimerina any Itasy | 234 |
| -- ny 12 lahy, tanosy, mpanao odimahery: tsy naharesy azy Mahavaly, ka amatiny Rabehaza | -- |
| SAMPY TAMIN'I RANAVALONA II - 186 | |
| Tenin'andriana nentin'ny iraka handoro ny sampy | -- |
| -- ny odin'i Ramanatsimiavona aty avaratra & | 235 |
| -- vatamena, sampy eroa Betatao, tsy hita ho dorana | -- |
| I. ANDRIANJAKA VADIN-DRAVADIFO NO NAHAZO NY TENDROMBOHITRA TENY AVARATRA. | |
| Ny nahazoanay ny tendrombohitra sasany | 237 |
| Ny nahazoany and-Ravadifo, avy aty Lazaina amy ny Zanadralambo | -- |
| II. NANDEHA HIANATSIMO HO ANY ALAMANGA ONENANY. | |
| Niakatra avy eo an-jorofirarazan'ny vohitra izy, di natao Ambohi-tsi-roa-manjaka no anarany | -- |
| Tonga teo Ambatobe, nisambasamba fa hiditra, dia natao hoe i Fidirana | -- |
| Tonga teo an-tampon'Analamanga, dia nisambasamba hoe ho arivo an-tanàna, ka arivo lahy no natao voanjo eo " dia eto An-tanan'arivo, hoy izy" | 238 |
| Ny vazimba teto dia nandositra dia lao | -- |
| Ny Zanamahazo-omby eo Ambohimitsimbona, tompon'ny ala, nafindrany eto Ambohimanoro sy Ambohitsorohitra | -- |
| Ny zanak'Andriampirokàna (Ratsimandafika sy Andriambodilova) teto Fidirana, nampifidiny ny tany avaratra | -- |
| Ny fasan'Andriampirokana navela eo. | -- |
| Andrianentoarivo teo Ambohipotsy, tsy nesorina | -- |
| III. MIHADY AN'ANKADIMBAHOAKA IZY: ANDRIANENTOARIVO MANKANY VONIZONGO. | |
| Ny nanaovana azy hoe Ankadimbahoaka | -- |
| Ny nisehoan'ny nangatahan' Andrianentoarivo any Lohavohitra any voninzongo; orimbato eo Andringitra | -- |
| IV. LASA NIANKANDREFANA NY VAZIMBA DIA LAO TOKOA. | |
| Rasoalao sy Rapeto (filaza voalohany natonta tamin'ny taona 1873, manuscrit nahazoana azy | 239 |
| Filaza hafa indray, fa vazimba talohan'Andriamanelo izy mivady | -- |
| 1º Ny vazimba milevina manarakaraka ny vazimba niseho teto Imerina ka nivavahan'ny ntaolo izy -- | -- |
| Ranoro vazimba masina | 240 |
| Ny vazimba masina any Tanambola | 243 |
| Kotosarotra any Ampamaho | -- |
| Ny any Ambohitrombalahy | 244 |
| Ny any Itasy | -- |
| Ny ery Andranomainty | 245 |
| Ny zavatra akaikin'ny fantsakana | -- |
| 2º Vato am-panataovana | -- |
| Vato filokàna | 246 |
| Vato tsapaina | -- |
| Hazo am-panataovana | 247 |
| V. ANDRIANJAKA NO NAHITA AN'I VONIZONGO, SY NAHITA AN'IMERINATSIMO; ORIMBATO NAMETRAHANA AN' ANDRIANAMBONINOLONA SY ANDRIANDRANANDO EO AMBOHITSIROAMANJAKA. | |
| 1º Andrianentoarivo no nahitan'Andrianjaka an'i Vonizongo; tsy navelany hampinona | 247 |
| 2º Andrianjaka no nahita an'Imerinatsimo sy ny basy sy ny vanja | -- |
| 3º Orimbato nametrahany azy roa tonta eto Ambohitsiroamanjaka | 248 |
| VI. Izy nisehoan'ny rova atsimo, sy ny trano fitomiandalana, sy ny andriana milevina eto Antananarivo | -- |
| 1º Trano-fito-miandalana | -- |
| Trano masina sy trano manara | -- |
| Fomba ny fasana | 249 |
| 2º Ny mivavaka amin'ny razana | -- |
| Fanao fiantso ny razana raha manasina andriana | 250 |
| Ny 12 nanjaka sy ny 12 tendrombohitra | 252 |
| Ny tendrombohitra 12 nomen' Andrianampoinimerina ombivolavita fa itoeran'ny razan'andriana | 253 |
| Ny velondraiamandreny natao hitondra ny ombivolavita amin'ny tendrombohitra 12, sy ny nanjaka milevina ao razanandriana | 254 |
| Tsy mety maty razana ny Andriamanjaka, nanaovana ny velondraiamandreny izany &. | 255 |
| Ny mirary: raja tonga ny fahoriana | 256 |
| -- raha mankany an-tafika ny lehilahy | 257 |
| VII. IZY NO NISEHOAN'NY FOMBA AMIN'NY FANDEVENANA SY FISAONANY NY MATY. | |
| 1º Fomba fanao amin'ny fisaonan'andriana miamboho | 259 |
| Ny amin'ny lakam-bola anitrihana azy | -- |
| 2º Fomba fanaon'ny vahoaka amin'ny fandevenana sy ny fisaonanana ny maty | 262 |
| Ny omby vonoina amin'ny maty: | |
| -- omby iaretan-tory | 265 |
| -- omby afana ny famoizana | -- |
| Ny omby dikaina, naman'ny omby famoizana | -- |
| Ny amonoana ireo omby rehetra: mba ilofoan'ny maty, mba androahina ny ambiroan'ny omby hankao amin'ny tany falehan'ny maty | -- |
| Ny vola indray ampombaina ny maty | 267 |
| Taloha, hono, raha maty ny olona &. | -- |
| Manao tsangam-bato | 268 |
| Maniri-paty | 269 |
| Manao fasana | -- |
| -- ny fasana natao fitahirizany ny vola sy ny harena | 271 |
| -- didim-panjakana amin'izany | 272 |
| Mamadika ny maty an-iritra | -- |
| -- ombi-vadika sy ombi-saotra | -- |
| Ny tsy atao am-pasan-drazana | 273 |
| I. IZY NAHAVORY AN'IMERINA 4 TOKO, DIA NISARAKA IMERINA 4 TOKO SY IMAMO 4 TOKO | 293 |
| 1º Nanambady 12 izy, ka ny efa-dreny nanjaka, ny efa-dreny nanoa, ary ny efa-bavy momba | -- |
| 2º Nahavory an'Imerina 4 toko | -- |
| Ny nahazoany ny Vakinifanongoavana | -- |
| Andriampanarivofonamanjaka nanoa teo Fanongoavana; nomen'Andriamasinavalona azy i Ranavalotsimitovy (anabaviny) ho vady | 294 |
| Ny nateran'i Ranavalotsimitovy | 295 |
| 3º Ny nahazoany ny Vakinombifotsy; loka nataon'izy roalahy Andriamasinavalona sy Andriambahoaka | 296 |
| II. MOSARY BE, SOA NATAON'ANDRIANDRIVOTRA ANY ANDRAISISA. MAMPITOMBO BE NY VARY ANY BETSIMITATATRA ANDRIAMASINAVALONA | |
| 1º Nisy mosary be 7 taona, tsi-miofy no anarany | -- |
| Andrianinaona any Ambohipiainana | -- |
| Andriandrivotra any Andraisisa | -- |
| 2º Manao fefiloha Andriamasinavalona, ka nataony hatreo andrefan'i Mahitsy ka hatreo avaratr'i Lanivato dia azo ho vary i Betsimitatatra | -- |
| III. MANAO ZARA-TAIZA FA TSY ANDRIANA: IMERINA 4 TOKO LASANIZY 4 DAHY: -- ANDRIAMPANDRY. | |
| 1º 8 lahy no zanany, ary ny sampy no nanontaniana: iza no andriana handimby ahy? | 298 |
| Ny sampy Kelimalaza, i Soratra, i Matsatso | -- |
| Laimanitrantany tompon'ny Matsatso nifidy an'Andrianavalonimerina Ambohitrabiby; maty novonoina Laimanitrantany, ary i Matsatso nariana. | -- |
| 2º Nikabary Andriamasinavalona "loaka ny akàny fa firy ny atody?" | 299 |
| Ny lamba triatran'Andriamampandry &. | -- |
| Kabarin'Andriamasinavalona manao zara taiza fa tsy andriana: lasan'izy 4 dahy Imerina 4 toko | -- |
| 3º Andriamampandry; nasehony ny akoholahy 4 sy ny akohovavy iray ampovoany. | 300 |
| Ny voromahery 4 | -- |
| Ny fitsapany azy 4 dahy | 301 |
| IV. NY NANDAHARAN'ANDRIAMASINAVALONA NY FIRAZANAN'ANDRIANA HO 6 TOKO, SY NY NAMETRAHANY NY ANTEHIROKA, NY TALASORA. | |
| 1º Ny havanandriana 6 toko | 303 |
| Ny fonenany | -- |
| Ny Zazamarolahy sy ny Andriamasinavalona nataony andriana mitoetra am-bodivona tompo menakely & | 304 |
| Ny Zanakandriana tsy mba anaty ireo 6 toko ireo, koa ny azy mihoatra noho ny an'ireo | 305 |
| Kabary nataony teo Ambato-vory ampaly namboleny teo nataony anarana hoe voan-tsi-aranany ny adala | 306 |
| Andrianjazanavalona nampanaovany ny tangena | -- |
| 2º Ny amin'ny Antehiroka sy Talasora | -- |
| Antehiroka natao hasina sy tsitsika natao Zana-dahy no anarany (Andriampirokana no lahy) | 307 |
| Avo razana Antehiroka, razany | 308 |
| Izy 3 mianaka: Andriampirokana sy Ratsimandafika sy Andriambodilova namonoan'andriana ombivolavita &. | -- |
| V. MIADY I MAROVATANA SY IMERINA 3 TOKO; NOTANAN'ANDRIANTOMPONIMERINA 7 TAONA NY RAINY TAO AMBOHIDRATRIMO. | |
| 1º Marovatana nataon'Andrianampoinimerina sanga kely, nanarin-drainy izy ka tsy nety &., dia miady | 310 |
| Fitaka nahazoan' Andriantomponimerina ny rainy ho tanana, hevitra nomen'Andrianentoarivo azy | -- |
| 2º Ny amin'iley Andrianentoarivo, filazan'ny manuscrit | -- |
| filaza hafa kosa 238. | -- |
| 3º Notanan' Andriantomponimerina 7 taona ny rainy | 311 |
| Andriamaheninarivo andrian'ny Sakalava sy Andriantomponimerina | -- |
| 4º Mandoa vola Imerina anavotany an'Andriamasinavalona dia tonga aty Antananarivo Andriamasinavalona | -- |
| Nony tao aoriana novangian'Andriantomponimerina taty Antananarivo ny Rainy | 312 |
| Ary misy filaza hafa kosa -- tsy azo avotam-bola Andriamasinavalona, nalain'ireo tantsaha | 313 |
| VI. TRIMOFOLOALINA | 316 |
| Filaza voalohany, ny amin'i Trimofoloalina | -- |
| Teny napetraky Andriamasinavalona tamin'i Trimofoloalina | -- |
| Soron'olona sorom-belona to velona | -- |
| Filaza hafa kosa (Isan-kerin-taona 1877) | 317 |
| VII. NY NAHAZOANY AN'AMBOHIJOKY; NY 30 LAHY MANISOTRA NAMPONENINA TEO. | |
| 30 lahy sy 30 vavy tahan-dRamatoarasahala notsofina rano ho ambaniandro | 321| Nisy andriana naditra teo Ambohijoky, nanirahan'Andriamasinavalona ireo 30 lahy: "raha afakareo io, dia ento ho anareo", dia afany | -- | | Dia natao manisotra ny anaran'izy 30 lahy | -- | | 2º Ny amy ny ankizy, ary ny fombany fanompoana fanaon'ny aty Merina | -- | | -- ny fahazoana azy | -- | | -- fanompoany ny ankizy amin'ny didin'andriana | 322 | | -- raharahan'ny ankizilahy | 323 | | -- raharahan'ny ankizivavy | -- | | Ny azy Andriamanjaka | 324 | | VIII. RATSISARAMBA NATAO N'ANDRIAMASINAVALONA VEHIVAVY MIFIDY LAHY; NY AMY NY FANAMBADIANA. | | | 1. Ratsisaramba ary ny Doaka sy ny Malo | 324 | | 2. Didy nomen'Andriamasinavalona ny havanandriana ny amin'ny fakam-bady | 325 | | Ny mandròrona, ny midina, ny misandratra | 326 | | Didimpanjakana tamin' Andrianampoinimerina | 327 | | Tamin'i Lahidama | 332 | | Tamin'i Rabodonandrianampoinimerina | | | Tamin'i Rasoaherina | 333 | | Ary novan-dRanavalomanjaka izao | | | FAMPAKARAM-BADY, fomba fanao nentin-drazana | | | Filaza hafa indray | 335 | | - kabary fanao amin'ny fampakaram-bady (Malagasy Customs 1876) | 337 | | Ny mampirafy | 342 | | - varilahy | 343 | | Ny misao-bady | 344 | | Ny mampody vady misintaka | 346 | | Ohabolana filaza ny amy fanambadiana | 347 | | IX. NY NIAMBOHOAN'ANDRIAMASINAVALONA | 359 | | Ny zavatra nataony | 360 | | Nanao an'Andohalomasina | | | X. FOMBA FANAON' NY OLONA ATY IMERINA AMIN' NY FANJAKANA, NY ANDRIANA, SY NY HAVANANDRIANA. | | | 1. Didin'Andriamsinavalona nametrahany ny havanandriana | 361 | | Ny fiteny hoe Zanakamampara | | | Ny sarasara fiarahabana ny zanakandriana | | | 2. Fomba fanajana ny Andriamanjaka | | | Ny elomena | 363 | | Ny porizenitra amin'ny basy sy ny mozika | | | Ny tafondro | | | 3. Ny Andriamanjaka manome voninahitra ny vahoaka ny | 366 | | 4. Fanajana ny raiamandreny sy ny zoky | 368 | | Avara-patana toeram-panajana | | | Aiza ho entiko, - ny zoky arahabaina aloha | 369 | | Mba ilalana | | | Aza fady, - aza tsiny | 370 | | 5. Arahaba fanao isan'andro | | | 6. Ny fialahilahiana | 373 | |