Sarasara tsy ambaka arahaba tompoko!

Voninahitra ho an’ny

ZAIKABE MERINA

ny manolotra ity boky ity: SARASARA TSY AMBAKA
izay mirakitra ireo fiaraha-midinika an-tambatserasera
nataony nandritra ny taona 1997-1998-1999 .

Marihana fa amin'ny Acrobat© Reader ihany no hahafahana mamaky azy io.

Aza adino koa ny Valin-kitsaka!

ary ny Tantara ny Andriana sy ny Firenena Merina


  Sehatr'Imerina         Ny eritreritrao...