TANTARA SY KOLONTSAINA

MBA FANTATRAO VE?


Ity fizarana eto amin'ny Kianja ity dia natokana indrindra mba hiresahana momba ny tantara sy ny kolon-tsaina ary ny lafin-javatra samy hafa mikasika ny fiainan'ny Merina izay heverinay fa mendrika ho dinihina kely satria toa tsy mazava laotra intsony ho an'ny ankamaroan'ny olona. Tsy dia tena hoe famelarana lalina anefa no kendrena amin'izany fa fanazavana amin'ny teny fohifohy fotsiny ihany.

Mazava avy hatrany ary fa mbola santatra ihany ireto atolotra etoana ireto satria ny maro sy tena masaka dia ho avy tsikelikely amin'ny manaraka eny ihany. Ka ialana tsiny avy hatrany amin'ny fanitsiana mety ho atao. Raha toa koa ka sendra manana fanontaniana manokana na soson-kevitra momba an'izany ianao dia aza misalasala fa ny hevitra tsy azo tsy amin'ny olombelona ary resaka samy isika ihany koa ity.

NB. Toy ireto no kasaina ho dinihina tsikelikely amin'ny manaraka :

  Miverina any amin'ny takila fanolorana   Ny eritreritrao...