ZATO TAONAN'NY AIZINA
SY TOLONA HAMPIARINA NY FIRENENA MERINA
Ity fizarana eto amin'ny KIANJAN'IMERINA ity dia natokana hamoahana
lahatsoratra misy ifandraisana amin'ny fankalazana ny fahazato
taonan'ny fanapotehan'ny mpanjanatany frantsay ny Firenena Merina.
Ny sasany ary mampahatsiahy ny tolon'ny Menalamba ary ny sasany ny
fihetsiketsehena ataon'ny Merina ankehitriny mba hampiarina ny
tanindrazany. Maro amin'ireo koa no mikasika indrindra ny
fankalazana ny 29 martsa 1947.
Ka dia manasa ireo havana manan-kambara rehetra mba hampandroso
ny tolona iaraha-manatrika. Aza misalasala fa malalaka ny vavahadin'ny
sehatra ary ny hevitry ny maro hono mahataka-davitra.
Miverina any amin'ny takila fanolorana
Ny eritreritrao...
